|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taona ito |
| Singan-teny | 2taona, 3ito |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5amin' ity taona hitsahina ity.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6l'année présente, cette année.
[1.3#681] |
| Ohatra |
7 fa ny ho avy taona any hitako taon' ito, ary ny ho avy ampitso hitako anio
[2.69#16]
|
| Voambolana | 8 Fotoana |
| Tsipelina hafa | 9taon' ito |
| Fivaditsoratra | 10 itotoana, 11 taona ito |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|